|
|
|
|

Entry1  voavono
Root  2 vono
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné. [1.3#857]
Examples  5  Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono. [2.472#56]
6  Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana. [2.470#71]
Synonyms  7 vonono

Updated on 2025/09/12