|
|
|
|

Entry1 vonoina
Root  2vono
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4 Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako?
Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy
Tsofina: Vonoy ny jiro
Foanana: Efa novonoina ity lalana ity
Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga
Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [1.1]
Explanations in English  5 to be killed; to be beaten; to be put out (of a fire) [1.7]
Explanations in French  6 qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint [1.8]
Examples  7 Nony vita ny kabary dia vonoina ny omby. [1.437#]
8 vonoina tapahin-tenda ao am-pototr' ilay hazo ny akoho. [2.245#]
9 koanefa izay azo nivavaka tamin'izany andro izany, dia vonoina ho faty. [2.59#]
Morphology 
10 Present :
11 Past :
12 Future :
13 Imperative :
All compound words  14vonoin-Andriamanitra
Proverbs  15 Proverbs containing that word
Quotes  16 Texts mentioning this word

Anagrams  17 anonovy, 18 anovony, 19 vonoina

Updated on 2025/11/02