Entry volavola (vola)
Part of speech noun
Malagasy definition Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [Rajemisa 1985]
English translation cooked rice made into a ball for a journey [Hallanger 1973]
French translation riz cuit mis en boules pour un voyage [Hallanger 1974]
Derivations 
Analogues  vinavina

Entry volavola (vola)
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [Rajemisa 1985]
French translation projet; conception [SLP 1986]
Examples Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [Fanjakana: Lalam-panorenana]

Updated on 2020/07/31