Entry famolavolana (volavola)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana (zavatra) ho boribory tahaka ny volavola
¶ Fikarakarana izay hahatanteraka (zavatra iray): Famolavolana hevitra
¶ Fanamboarana amim-pitandremana: Famolavolana lalàna [Rajemisa 1985]

2009/02/23