Entry volafotsy (vola, fotsy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka. [Rajemisa 1985]
   Karazana metaly fotsy, mavesatra, lafo vidy [SLP: Voambolana]
English translation   silver [Hallanger 1973]
French translation   l'argent (métal) [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
French translation   Argent (métal). Associé au monde des eaux. Une pièce d'argent est déposée dans de l'eau lors des bénédictions fafy. [Beaujard 1998]
Examples  
1Inona no hita? -- Potipoti-taolana, haba volafotsy! [Rajaonarivelo: Bina, page 107]
2Izaho tsy mba endrehiny ny volamena sy ny volafotsy [Callet: Tantara, page 668]
3Fahatsiarovana farany, hoy izy, nibitsika tamin' Ikemba, notsoahany an-keriny ny haba volafotsin' Ikemba, ka mba natsofony tamin' ny sandriny. [Rajaonarivelo: Bina, page 112]
4Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [Baiboly: 22.28.1]
Vocabulary  
Morphology  
volafotsy
volafotsiko
volafotsinao
volafotsiny
volafotsintsika
volafotsinay
volafotsinareo
volafotsin'
volafotsin-
volafotsim-
-bolafotsy
-bolafotsiko
-bolafotsinao
-bolafotsiny
-bolafotsintsika
-bolafotsinay
-bolafotsinareo
-bolafotsin'
-bolafotsin-
-bolafotsim-
Synonyms   vola
Tables and plates   Firaketan'i Mendeleiev
Quotes  
Articles  
Analogy   Ag

Updated on 2017/06/29