Entry voaroy (voa, roy)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [Rajemisa 1985]
English translation the mulberry and similar fruits [Hallanger 1973]
French translation le mûrier; son fruit [Hallanger 1974]
 (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Synonyms hazondandy ~ voaroihazo
Examples 
1Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [Dahle: Angano]
2Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [Fox: Hainteny]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31