|
|
|
|

Entry1  voarointsaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) [1.1]
4 karazana voaroy misy tsilotsilony [1.13]
Explanations in French  5 framboise sauvage [1.13]
6 (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius.
7 Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles. [Merina] [1.196]
Examples  8  Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo. [2.356#]
Vocabulary  9  Botany: medicinal plants
Synonyms  10 voaroimbazaha, voaroimena
Scientific name 

Updated on 2025/11/17