Entry roy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] anarana hazo misy tsilony [Rakotosaona 1972]
   Karazan-kazo kely madinidinika misy tsilotsilony ary fihinam-boa: Ny voan' ny roy no atao hoe voaroy. (Maro karazana ny roy: roibe, roibelahy, roibevavy, roifantaka, roimainty, roimemy; samy jereo amin' ny toerana tokony hisy azy avy ireo) [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka, Tanosy] tsilo [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] Karan-java maniry be tsilo [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] fefy, tsilo [Rakotosaona 1972]
English definition   a thorny bush [Hallanger 1973]
French definition   arbuste épineux; épine [Hallanger 1974]
Examples   ny mahitsy indrindra, ratsy noho ny fefy roy. [Baiboly: 40:007:004/Mikea 7:4..]
Vocabulary  
Quotes  

Entry roy
Part of speech   particule [list]
Malagasy definition   Kianteny entina manolo ny anaran' olona tsy tiana hotononina, ary matetika mifamaly amin' ny hoe "lahy" [Rajemisa 1985]
Analogy  

Entry roy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara, Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka] roa [Rakotosaona 1972]
Synonyms   roikany ~ roe

2013/10/10