Entry voady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
¶ Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy
Mitovy hevitra: dina ~ lokaloka ~ orimbato ~ teny nomena ~ tsikafara [Rajemisa 1985]
Explanations in English a vow [Hallanger 1973]
Explanations in French voeu [Abinal 1888 page 842, Hallanger 1974]
 offrande promised par voeu, ferme rĂ©solution [Abinal 1888 page 842]
Derivations 
Examples 
1Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika. [Rajaonarivelo: Bina, page 19]
2Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [Ndema: Antakay, page 137]
Articles 

Updated on 2020/07/31