|
|
|
|

Entry1  fivoadiana
Root  2 voady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina.
5 Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony. [1.1]

Updated on 2025/09/12