Entry tsikafara
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [Rajemisa 1985]
 fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [SLP: Voambolana]
French definition cérémonie de voeu exaucé [SLP: Voambolana]
Examples Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [Andriamalala: Ranomasina, page 64]

Entry tsikafara
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] faniriana [Rakotosaona 1972]

2012/10/01