Entry lokaloka
Part of speech noun
Malagasy definition Voadivoady, toky mafana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry lokaloka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara, Sihanaka] tavindona [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] tavindolana [Rakotosaona 1972]
  [Tsimihety] Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
Mitovy hevitra: kilàny ~ tavin-dolana [Rajemisa 1985]
 tavy fampiasan'ny mpanao trano
¶ tavy fihinanan'ny biby [SLP 1986]
French definition auge, hourdis [SLP 1986]
Synonyms horidia ~ lolana

Entry lokaloka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] dikidiky, rikoriko [Rakotosaona 1972]

2017/03/28