| Entry | 1 verobe |
| Elementary words | 2 vero, 3 be |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Ny lehibe indrindra amin' ny vero.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune..
[Merina]
[1.196] |
| Examples |
7 Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia.
[1.437#]
|
| Vocabulary | 8 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 9 berevo, 10 verobe |
| Updated on 2025/11/09 |
|