|
|
|
|

Entry1  vavaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra:
4 Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1]
Explanations in English  5 prayer [1.7]
Explanations in French  6 le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3#820]
7 prière; voeu, bénédiction [1.8]
Examples  8  Narahany vavaka ny fandevenana ireny [2.245#34]
9  Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49]
10  vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720]
11  Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  23  4 combinations of this word
Article  24 Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana)

Updated on 2025/11/17