Entry mivavaka (vavaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitr [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   to pray, to worship [Hallanger 1973]
French translation   prier, aller à la messe ou au culte [Hallanger 1974]
Examples   mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 160]
Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [Callet: Tantara, page 144]
Morphology  
mivavaka
nivavaka
hivavaka
mivavaha
Quotes  

Updated on 2012/09/25