|
|
|
|

Entry1  fivavahana
Root  2 vavaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy
5 Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo
6 Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po [1.1]
Explanations in English  7 worship; religion [1.7]
Explanations in French  8 religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe [1.8]
Examples  9  Ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny razana; [1.436#]
10  ny amin' ny fivavahana, samy manao ny fanaony; [2.366#]
All compound words  11 fanompoam-pivavahana amin' ny razana
Article  12 Randzavola: fivavahana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/17