|
|
|
|

Entry (1/3)1  amby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 amin'ny, sy [Betsimisaraka] [1.78]
4 Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
5 Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
6 elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
Explanations in English  7 excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
8 excess, surplus [1.7]
Explanations in French  9 excédent, surplus [1.8]
10 solde, reste [1.13]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
Adjectives :
All compound words  13  73 combinations of this word
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/3)15  amby
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17 tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
Explanations in French  18 chiffres des unités [1.13]
Vocabulary  19  Mathematics: arithmetic

Entry (3/3)20  amby
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22 vehivavy ratsy fitondran-tena [Taimoro] [1.78]

Anagrams  23 amby, 24 mbay, 25 mbia, 26 mibà

Updated on 2025/11/17