Entry sia
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] very, diso lalana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] very lalana [Rakotosaona 1972]
   Fahadisoandalana, fiviliana, fibirioka
¶ Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
¶ Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [Rajemisa 1985]
English definition   a turning aside, a wandering about [Hallanger 1973]
French definition   action de se détourner, d'errer par-ci par-là [Hallanger 1974]
Derivations  
Synonyms   siasia

Updated on 2009/02/23