Entry varotra omby anaty ambiaty (varotra, omby, aty, ambiaty)
Part of speech expression
Malagasy definition fivarotan-javatra tsy eo ambany maso fa any lavitra any ka atao tsara laza fotsiny; varotra ifanambakana [Rajemisa 1985]
French definition litéralement: vente de boeufs cachés dans les ambiaty; figuré: vente malhonnête [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

2012/04/18