Entry varotra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitad [...]
¶ Entana amidy: Aza hitsahinao ity varo [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   selling, trade, commerce [Hallanger 1973]
French translation   vente, commerce, négoce, trafic, marchandise [Abinal 1888]
   vente, commerce [Hallanger 1974]
French translation   vente, commerce
¶ varotra andevo antsikisiky: commerce clandestin d'esclaves
¶ varotra iombonana eorôpeana: communauté économique européenne. [Vocabulary: Politique] [SLP: Voambolana]
Examples   Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]
Ny fanambadiam-baro-barotra, ny varotra misy rahateo. [Callet: Tantara, page 357]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
varotra
varotro
varotrao
varony
varotsika
varotray
varotrareo
varotr'
varo-
varotry
-barotra
-barotro
-barotrao
-barony
-barotsika
-barotray
-barotrareo
-barotr'
-baro-
-barotry
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  

Updated on 2014/02/07