Entry famankonana (vankona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona [Rajemisa 1985]
French translation corroyage [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. [Razoharinoro: Soratra]
2Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [Ravelomanana: Lalana]

Updated on 2020/07/31