Entry mamankona (vankona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manadio hazo amin' ny vankona ho tonga malamalama tsara [1.1]
Explanations in English To plane wood [1.7]
Explanations in French Raboter [1.8]
Examples Raha mandany fotoana be loatra ny mamankona na ny manatsofa, sao mety ny mitady fomba hialana amimny asa mandany andro ka hanaovana ny asa vaky raoka rehetra toy ireny amin' ny alalan' ny milina? [2.356]
Morphology 
Present : mamankona
Past : namankona
Future : hamankona
Imperative : mamankòna

Entry mamankòna (vankona)
Part of speech imperative of active verb mamankona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20