Entry vankonina (vankona)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Halamaina tsara atao malambolambo amin' ny vankona
¶ Voamboatra tsara aoka izany: Ohatra ny novankonina erý ny fiteniny [Rajemisa 1985]
English translation to be planed [Hallanger 1973]
French translation qu'on rabote: Hoatra ny vankonina ny teniny (Il parle clair et net) [Abinal 1888]
 qu'on rabote [Hallanger 1974]
Morphology 
vankonina
vankoniko
vankoninao
vankoniny
vankonintsika
vankoninay
vankoninareo
vankonin'
vankonin-
vankonim-
vankoni-
novankonina
novankoniko
novankoninao
novankoniny
novankonintsika
novankoninay
novankoninareo
novankonin'
novankonin-
novankonim-
novankoni-
hovankonina
hovankoniko
hovankoninao
hovankoniny
hovankonintsika
hovankoninay
hovankoninareo
hovankonin'
hovankonin-
hovankonim-
hovankoni-
vankony
Quotes 

Updated on 2020/07/31