|
|
|
|

Entry1  vahoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
4 olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
5 Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007]
Explanations in English  6 the people; the citizens of a country [1.7]
Explanations in French  7 le peuple [1.3, 1.8]
8 les sujets d'un état
9 public [1.3]
10 citoyen d'un pays [1.8]
Examples  11  Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
12  Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
13  Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
14  Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Vocabulary  22  Politique
Analogs  23  ambanilanitra, 24  bozakaamanahitra, 25  nymiankandrefambaravarana, 26  nyolomiaina, 27  nyvelonarehetra, 28  olona, 29  sarambabennykintana, 30  valalabemandry, 31  valalatsimandadiharona, 32  vodiahitrarivo
All compound words  33  15 combinations of that word
Proverbs  34  Proverbs containing that word
Quotes  35  Texts mentioning that word

Updated on 2025/11/17