Entry ambanilanitra (ambany, lanitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [Rajemisa 1985]
English definition [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [Richardson 1885]
Quotes 

2009/02/23