Entry | 1 valalatsimandadiharona |
Elementary words | 2 valala, 3 tsy, 4 mandady, 5 harona |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1] |
Examples |
8 Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |