Entry bozaka aman' ahitra (bozaka, amana, ahitra)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
¶ Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [Rajemisa 1985]
English definition the common people, the multitude, the mob, the rabble [Richardson 1885]
 worthless [Hallanger 1973]
French definition sans valeur (se dit d'un individu) [Hallanger 1974]

Updated on 2010/12/27