|
|
|
|

Entry1  tsy roa aman-tany
Elementary words  2 tsy, 3 roa, 4 amana, 5 tany
Part of speech  6  locution
Examples  7  Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
8  Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Updated on 2024/12/07