|
|
|
|

Entry1 tsy misy madilana maito hotohizina
Elementary words  2tsy, 3misy, 4madilana, 5maito, 6tohizina
Part of speech  7 locution
Explanations in Malagasy  8ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina.
9Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina. [1.1]
Synonyms  10tsy misy madilana hotentenana

Updated on 2025/10/11