Entry tsy misy madilana hotentenana (tsy, isy, dilana, tentina)
Part of speech expression
Malagasy definition ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
¶ Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [Rajemisa 1985]
Synonyms tsy misy madilana maito hotohizina

2013/03/06