Entry misy (isy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-iz [...]
¶ Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zava [...]
¶ Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy a [...]
¶ Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy ra [...]
Mitovy hevitra: baibo ~ fondrana ~ kaondrana ~ nahafahana ~ ondranondranana ~ tangoarara [full text in Rajemisa 1985]
English translation   there is, there are [Hallanger 1973]
French translation   il y a, il y en a [Hallanger 1974]
Examples   Lazao raha misy mahalala e! [Andraina: Mitaraina, page 120]
Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [Andriamalala: Ranomasina, page 29]
Misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 59]
Morphology  
misy
nisy
hisy
misia
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2014/09/09