|
|
|
|

Entry1  tsy maty manota
Elementary words  2  tsy, 3  maty, 4  manota
Part of speech  5  locution
Examples  6  Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. [1.38]
7  Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27]

Anagrams  8 tsimatimanota, 9 tsy maty manota

Updated on 2025/02/12