Entry tsy hita poka (hita, poka)
Part of speech expression
Malagasy definition very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [Rajemisa 1985]
Synonyms tsy hita popoka
Examples Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [Rajaonarivelo: Bina, page 57]

Updated on 2014/08/11