Entry tsy hita paipaika (tsy, hita, paipaika)
Part of speech expression
Malagasy definition tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [Rajemisa 1985]
French translation L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [Veyrières 1913]
Synonyms tsy hita polopolorina ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka
Examples Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [Rasamuel: Manjakadoria]

Updated on 2020/07/31