Entry tsy hita polopolorina (tsy, hita, pololotra)
Part of speech expression
Malagasy definition lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [Rajemisa 1985]
French translation completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [Veyrières 1913]
Synonyms tsy hita popoka
Examples fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [Baiboly: 53:002:007/Korintiana I 2:7..]

Updated on 2020/07/31