|
|
|
|

Entry1  polopolorina
Root  2  pololotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy fampiasa raha tsy amin' ireto fomba fiteny ireto: Tsy hita polopolorina: tsy mety ho hita na manao ahoana na manao ahoana; tsy taka-polopolorina:lalina tsy voasain-tsaina, tsy misy fetra, tsy misy farany [1.1]
Examples  5  Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
All compound words 
Analogs  11  tsy taka-pesipesenina

Updated on 2025/09/12