| Entry | 1 tsy hita hirangirana | 
| Elementary words | 2 tsy, 3 hita, 4 hirangirana | 
| Part of speech | 5 locution | 
| Explanations in Malagasy | 6   be dia be, tsy hita lany, tsy hita fara [1.1] | 
| Explanations in French | 7   completement invisible, incompréhensible [1.3] 8 Une affaire inextricable : on ne voit rien à travers les fentes. Se disait aussi d' une foule compacte [2.415#3315] | 
| Synonyms | 9 tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba | 
| Updated on 2025/10/11 |   |