|
|
|
|

Entry1  hirangirana
Root  2 hirana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
5 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
6 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
Explanations in English  7 a glimmer of light [1.7]
Explanations in French  8 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Examples  9  Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; [2.996#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :
Synonyms  14 hirana
All compound words  15 tsy hita hirangirana

Anagrams  16 haringarina, hirangirana

Updated on 2025/11/09