Entry | 1 trano heva |
Elementary words | 2 trano, 3 heva |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany [1.1] |
Explanations in French |
6 un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers [1.3#740] |
Examples |
7 Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly.
[2.470]
8 Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho. [2.944] 9 Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva [2.356] |
Other spellings | 10 tranoheva |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |