Entry heva
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hatsaran-tarehy [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry heva
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   hevaheva

Entry heva
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tranom-boronkely ompiana [Rakotosaona 1972]

Entry heva
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] vovo fakana hazandrano [Rakotosaona 1972]

2010/09/07