Entry torana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [Rajemisa 1985]
French definition évanoui, tombé en défaillance, en syncope
¶ saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [Abinal 1888]
French definition en syncope [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 

Entry torana
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/11/30