| Entry (1/3) | 1 fanorana |
| Root | 2 orana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1] |
| Entry (2/3) | 5 fanorana |
| Root | 6 otra |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1] |
| All compound words | 9 pai-panorona |
| Entry (3/3) | 10 fanorana |
| Root | 11 torana |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1] |
| Anagrams | 14 fanarona, 15 fanorana |
| Updated on 2025/10/08 |
|