|
|
|
|

Entry1  fahatoranana
Root  2 torana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety. [1.13]
Explanations in French  5 évanouissement, perte de connaissance. [1.13]
Examples  6  Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472#]
7  Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4#]

Anagrams  8 fahatanorana, 9 fahatoranana, 10 fanatorahana

Updated on 2025/09/12