Entry fanoranana (orana)
Part of speech noun
Malagasy definition Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy) [Rajemisa 1985]

Entry fanoranana (torana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha [Rajemisa 1985]
French definition anesthésie générale [SLP 1986]
Vocabulary 

2010/04/03