Entry manorana (torana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [Rajemisa 1985]
Morphology 
manorana
nanorana
hanorana
manoràna

Entry manorana (orana)
Part of speech active verb
Malagasy definition [ mañoraña ] [Tanala] avy orana, manorana [Rakotosaona 1975]
 misy orana [Rajemisa 1985]
English translation  [Provincial] to rain [Richardson 1885]
Morphology 
manorana
nanorana
hanorana
Synonyms morana

Entry manorana (orana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [Rajemisa 1985]
Morphology 
manorana
nanorana
hanorana
manoràna

Entry manoràna (torana)
Part of speech imperative of active verb manorana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Entry manoràna (orana)
Part of speech imperative of active verb manorana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31