|
|
|
|

Entry1 fitony
Root  2tony
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha [1.1]

Anagrams  5 fintio, 6 fitony

Updated on 2025/09/12