Entry manony (tony)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra
¶ Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanj├▓ ny mpamangy [Rajemisa 1985]
English definition   to calm, to pacify [Hallanger 1973]
French definition   calmer, apaiser [Hallanger 1974]
Morphology  
manony
nanony
hanony
manone

Entry mañony
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manonona [Rakotosaona 1972]

2012/07/16