|
|
|
|

Entry1 fanononana
Root  2tonona
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s
Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [1.1]
Explanations in French  5 prononciation, articulation [1.5]
Examples  6 Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [1.38]

Updated on 2025/09/12