|
|
|
|

Entry1  tolo-kevitra
Elementary words  2 tolotra, 3 hevitra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina [1.1]
6 fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso [1.13]
Explanations in French  7 proposition mathématique, suggestion [1.13]
8 proposition [1.5#143]
Examples  9  Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369]
10  Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#]
11  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Vocabulary  12  Philosophy

Updated on 2025/09/12