Entry tolotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
¶ Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
¶ Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [Rajemisa 1985]
English definition a gift, something handed over [Hallanger 1973]
French definition don, legs, ce qu'on offre [Hallanger 1974]
French definition offre, proposition, donation [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [Ndemahasoa: Antakay]

Entry tolotra
Part of speech noun
Malagasy definition Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [Rajemisa 1985]

Updated on 2019/12/02